1 Samoela 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary izay rehetra nahafantatra azy taloha, dia nahita azy naminany niaraka tamin’ny mpaminany. Koa nifampiresaka ny olona hoe: “Fa naninona ity zanak’i Kisy? Anisan’ny mpaminany koa angaha i Saoly?”+
11 Ary izay rehetra nahafantatra azy taloha, dia nahita azy naminany niaraka tamin’ny mpaminany. Koa nifampiresaka ny olona hoe: “Fa naninona ity zanak’i Kisy? Anisan’ny mpaminany koa angaha i Saoly?”+