26 Farany, dia tonga teo amin’ny andaniny iray tamin’ny tendrombohitra i Saoly, fa i Davida sy ny olony kosa teo amin’ny ankilany. Koa niala teo haingana+ i Davida, noho ny amin’i Saoly. Ary nihananatona an’i Davida sy ny olony i Saoly sy ny olony, mba hisambotra azy.+