FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 18:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia hoy ny taranak’i Dana taminy: “Aza atao renay intsony ny feonao, sao olona tezitra+ no hamely anareo, ka hamoy ny ainao* sy ny ain’ny ankohonanao ianao.”

  • Nehemia 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ireo governora talohako kosa nampitondra enta-mavesatra ny vahoaka, ka nitaky tamin’izy ireo sekely* volafotsy efapolo isan’andro ho vidin’ny sakafo sy ny divay. Nanjakazaka tamin’ny vahoaka+ koa ny mpanompon’izy ireo. Tsy mba nanao toy izany anefa aho+ satria natahotra an’Andriamanitra.+

  • Mika 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Lozan’ireo mpanao ratsy izay mieritreritra eo am-pandrianany ny hanisy ratsy,+ ka rehefa maraina ny andro dia tanterahiny izany,+ satria vitany ny manao izany.+

  • 1 Petera 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Andraso+ ny andian’ondrin’Andriamanitra+ eo ambany fiandraiketanareo, tsy an-tery anefa, fa an-tsitrapo,+ ary tsy noho ny fitiavana tombony azo amin’ny tsy marina,+ fa amim-paharisihana kosa,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara