1 Samoela 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha vao avy niresaka tamin’i Saoly i Davida, dia nanjary niraiki-po be+ tamin’i Davida i Jonatana,+ ka tia azy toy ny tenany mihitsy.+ 2 Samoela 1:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ory noho ny aminao aho, ry Jonatana rahalahiko,Tena nahafinaritra ahy ianao.+Ary nihoatra noho ny fitiavan’ny vehivavy ny fitiavanao ahy.+ Ohabolana 18:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Misy mpinamana vonona hifamotika,+ fa misy kosa namana mifikitra noho ny rahalahy aza.+
18 Raha vao avy niresaka tamin’i Saoly i Davida, dia nanjary niraiki-po be+ tamin’i Davida i Jonatana,+ ka tia azy toy ny tenany mihitsy.+
26 Ory noho ny aminao aho, ry Jonatana rahalahiko,Tena nahafinaritra ahy ianao.+Ary nihoatra noho ny fitiavan’ny vehivavy ny fitiavanao ahy.+