Ohabolana 14:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ny olona tsy mora tezitra dia tena manana fahaiza-manavaka,+ fa mampiharihary ny hadalany kosa ny olona tsy manam-paharetana.+ Ohabolana 22:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Aza minamana amin’ny olona mora tezitra,+ ary aza mifanerasera amin’ny olona mora misafoaka,
29 Ny olona tsy mora tezitra dia tena manana fahaiza-manavaka,+ fa mampiharihary ny hadalany kosa ny olona tsy manam-paharetana.+