Ohabolana 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mitondra soa ny tenin’ny hendry noho ny fahalalana ananany,+ fa miboiboika hadalana kosa ny vavan’ny tsisy saina.+ Ohabolana 21:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Olona sahisahy ratsy sy mpirehareha mizahozaho no iantsoana an’izay sahisahy manao zavatra+ rehefa tezitra. Efesianina 4:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Aoka hesorina tsy ho eo aminareo ny lolompo+ rehetra, ny fahatezerana rehetra, ny fahavinirana rehetra, ny filelalelana rehetra ary ny fanevatevana+ rehetra, mbamin’ny faharatsiana+ rehetra.
2 Mitondra soa ny tenin’ny hendry noho ny fahalalana ananany,+ fa miboiboika hadalana kosa ny vavan’ny tsisy saina.+
24 Olona sahisahy ratsy sy mpirehareha mizahozaho no iantsoana an’izay sahisahy manao zavatra+ rehefa tezitra.
31 Aoka hesorina tsy ho eo aminareo ny lolompo+ rehetra, ny fahatezerana rehetra, ny fahavinirana rehetra, ny filelalelana rehetra ary ny fanevatevana+ rehetra, mbamin’ny faharatsiana+ rehetra.