1 Samoela 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa nanao vivery ny ainy*+ izy namono an’ilay Filistinina,+ ka dia nanao famonjena lehibe+ ho an’ny Israely rehetra i Jehovah. Ary faly ianao nahita izany. Koa nahoana ianao no hanota ka handatsaka ran’olona tsy manan-tsiny, amin’ny famonoana an’i Davida+ tsy amin’antony?”+ Salamo 69:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Maro noho ny volon-dohako ireo mankahala ahy tsy amin’antony.+Be dia be no mitady hampangina ahy, ka mitsangan-ko fahavaloko tsy amin’antony.+Voatery nanolo zavatra tsy nangalariko aho. Ohabolana 17:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tia amin’ny fotoana rehetra ny tena namana,+ sady toy ny rahalahy natao hanampy amin’ny fotoam-pahoriana.+ Ohabolana 18:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Misy mpinamana vonona hifamotika,+ fa misy kosa namana mifikitra noho ny rahalahy aza.+
5 Fa nanao vivery ny ainy*+ izy namono an’ilay Filistinina,+ ka dia nanao famonjena lehibe+ ho an’ny Israely rehetra i Jehovah. Ary faly ianao nahita izany. Koa nahoana ianao no hanota ka handatsaka ran’olona tsy manan-tsiny, amin’ny famonoana an’i Davida+ tsy amin’antony?”+
4 Maro noho ny volon-dohako ireo mankahala ahy tsy amin’antony.+Be dia be no mitady hampangina ahy, ka mitsangan-ko fahavaloko tsy amin’antony.+Voatery nanolo zavatra tsy nangalariko aho.
17 Tia amin’ny fotoana rehetra ny tena namana,+ sady toy ny rahalahy natao hanampy amin’ny fotoam-pahoriana.+