-
Asan’ny Apostoly 16:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Dia nolazain’ilay mpiambina tamin’i Paoly izany teny izany hoe: “Naniraka olona ny tompon’andraiki-panjakana mba hilaza ny amin’ny tokony handefasana anareo. Koa mivoaha re, ary mandehana soa aman-tsara e!”
-