1 Samoela 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy i Doega+ Edomita izay voatendry ho lehiben’ny mpanompon’i Saoly: “Hitako ny zanak’i Jese tonga tany Noba, tao amin’i Ahimeleka+ zanak’i Ahitoba.+
9 Dia hoy i Doega+ Edomita izay voatendry ho lehiben’ny mpanompon’i Saoly: “Hitako ny zanak’i Jese tonga tany Noba, tao amin’i Ahimeleka+ zanak’i Ahitoba.+