1 Samoela 17:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tafangona koa i Saoly sy ny lehilahy israelita ka nitoby teo amin’ny lemaka ivan’i Elaha.+ Dia samy naka ny toerany avy izy ireo mba hifanandrina tamin’ny Filistinina. 1 Samoela 17:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Koa nahery noho ilay Filistinina i Davida nefa pilotra sy vato fotsiny no teny aminy, ka namely nahafaty azy izy. Ary tsy nisy sabatra teny an-tanan’i Davida.+
2 Tafangona koa i Saoly sy ny lehilahy israelita ka nitoby teo amin’ny lemaka ivan’i Elaha.+ Dia samy naka ny toerany avy izy ireo mba hifanandrina tamin’ny Filistinina.
50 Koa nahery noho ilay Filistinina i Davida nefa pilotra sy vato fotsiny no teny aminy, ka namely nahafaty azy izy. Ary tsy nisy sabatra teny an-tanan’i Davida.+