-
1 Samoela 5:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Koa naniraka olona hamory ny andriana mpiray dina rehetran’ny Filistinina hankeo aminy izy ireo, ka niteny hoe: “Hataontsika ahoana ny Vata masin’ny Andriamanitry ny Israely?” Farany, dia hoy ireo: “Aoka hafindra any Gata+ ny Vata masin’ny Andriamanitry ny Israely.” Koa nentin’izy ireo nankany ilay Vata masin’ny Andriamanitry ny Israely.
-
-
Salamo 56:0Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Ho an’ny mpitarika ny “Voromailala Tsy Mahaloa-peo” eo amin’ireo any an-tany lavitra. Miktama nataon’i Davida, tamin’izy voasambotry ny Filistinina tany Gata.+
-