Genesisy 20:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Efa nataon’i Jehovah mantsy izay hahamomba* ny vehivavy rehetra tao an-tranon’i Abimeleka, noho ny amin’i Saraha vadin’i Abrahama.+ Genesisy 30:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nirehitra tamin’i Rahely ny fahatezeran’i Jakoba, ka hoy izy:+ “Izaho angaha solon’Andriamanitra izay tsy nanome zanaka anao?”+
18 Efa nataon’i Jehovah mantsy izay hahamomba* ny vehivavy rehetra tao an-tranon’i Abimeleka, noho ny amin’i Saraha vadin’i Abrahama.+
2 Dia nirehitra tamin’i Rahely ny fahatezeran’i Jakoba, ka hoy izy:+ “Izaho angaha solon’Andriamanitra izay tsy nanome zanaka anao?”+