Salamo 34:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Maro ny fahorian’ny olo-marina,+Nefa manafaka azy amin’izany rehetra izany i Jehovah.+ Salamo 56:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa novonjenao tsy ho faty aho.+Tsy ianao ve no niaro ny tongotro tsy ho tafintohina?+Mba handehanako eo anatrehan’Andriamanitra, amin’ny fahazavan’ny velona.+
13 Fa novonjenao tsy ho faty aho.+Tsy ianao ve no niaro ny tongotro tsy ho tafintohina?+Mba handehanako eo anatrehan’Andriamanitra, amin’ny fahazavan’ny velona.+