Salamo 142:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Avoahy avy ato amin’ity lakaly figadrana+ ity aho,Mba hiderako ny anaranao.+Aoka hiangona manodidina ahy ny olo-marina,+Satria mety ny ataonao amiko.+
7 Avoahy avy ato amin’ity lakaly figadrana+ ity aho,Mba hiderako ny anaranao.+Aoka hiangona manodidina ahy ny olo-marina,+Satria mety ny ataonao amiko.+