Mpitsara 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nandositra i Jefta noho ny amin’ireo rahalahiny, ka nanorim-ponenana tany Toba.+ Ary nisy olona mpidonana-poana niangona teo aminy, ary nivoaka hiara-manafika taminy ireny.+ Matio 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Mankanesa atỳ amiko ianareo rehetra miasa mafy sy mavesatra entana,+ fa hamelombelona anareo aho.
3 Dia nandositra i Jefta noho ny amin’ireo rahalahiny, ka nanorim-ponenana tany Toba.+ Ary nisy olona mpidonana-poana niangona teo aminy, ary nivoaka hiara-manafika taminy ireny.+