FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 30:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nisy olona ratsy fanahy sy tsy manjary+ anefa tamin’ireo niaraka tamin’i Davida, ka niteny hoe: “Tsy nandeha niaraka tamintsika ireo, ka tsy homentsika na inona na inona amin’ny zavatra nobaboina izay navotantsika, afa-tsy ny vady aman-janany ihany. Aoka hoentiny ireny dia aleo izy handeha.”

  • 2 Samoela 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ianao no efa nitarika ny Israely tamin’ny ady,+ na omaly na talohan’izay,+ fony i Saoly mbola mpanjakantsika. Ary nilaza taminao i Jehovah hoe: ‘Ianao no hiandry+ ny Israely oloko, ary ianao koa no ho mpitarika+ ny Israely.’”

  • 1 Tantara 11:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nidina tany amin’ny harambato ny telo tamin’ireo telopolo lahy+ lehiben’ny tafika, ka tonga tany amin’i Davida tao amin’ilay lava-bato ao Adolama.+ Ny Filistinina kosa nitoby teny amin’ny lemaka ivan’ny Refaima.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara