-
Mpitsara 6:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Fa hoy indray i Gideona tamin’Andriamanitra: “Aoka tsy hirehitra amiko ny fahatezeranao, fa avelao aho mbola hiteny indray mandeha monja. Avelao re aho, azafady, mba hanao fitsapana indray mandeha indray amin’ilay volonondry e! Koa raha sitrakao, dia aoka ilay volonondry ihany no ho maina, fa ny tany rehetra kosa hisy ando.”
-