FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ambenany ny tongotry ny olona tsy mivadika aminy,+

      Fa ny ratsy fanahy kosa ampanginina ao anatin’ny haizina,+

      Satria tsy amin’ny herin’ny tenany no andresen’ny olona.+

  • Salamo 33:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ny mason’i Jehovah mitsinjo an’izay matahotra azy,+

      Dia ireo miandry ny hatsaram-panahiny feno fitiavana,+

  • Salamo 54:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Andriamanitra no mpanampy ahy.+

      Momba an’izay manohana ahy i Jehovah.

  • Salamo 124:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Toy ny vorona afa-nandositra+

      Avy tao amin’ny fandriky ny mpamandri-borona+ isika.

      Tapaka ilay fandrika,+

      Ka afa-nandositra isika.+

  • Ohabolana 21:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Tsy misy fahendrena na fahaiza-manavaka na torohevitra mahatohitra an’i Jehovah.+

  • Romanina 8:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara