Salamo 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+ Isaia 41:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza matahotra fa momba anao aho.+ Aza miherikerika noho ny tahotra, fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho+ ka hanampy anao.+ Hihazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana+ aho, dia ny tanako feno fahamarinana.’+
27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+
10 Aza matahotra fa momba anao aho.+ Aza miherikerika noho ny tahotra, fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho+ ka hanampy anao.+ Hihazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana+ aho, dia ny tanako feno fahamarinana.’+