1 Samoela 10:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nody tany an-tranony tany Gibea+ kosa i Saoly. Ary niaraka taminy ireo lehilahy mahery fo, satria nanohina ny fon’izy ireo Andriamanitra.+ 1 Samoela 15:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary lasa nankany Rama i Samoela, fa i Saoly kosa niakatra nankany an-tranony tao Gibean’i+ Saoly.
26 Nody tany an-tranony tany Gibea+ kosa i Saoly. Ary niaraka taminy ireo lehilahy mahery fo, satria nanohina ny fon’izy ireo Andriamanitra.+