Salamo 54:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa misy olon-tsy fantatra mitsangana hamely ahy,Ary misy mpanjakazaka mifofo ny aiko.+Tsy mba ataon’izy ireo eo anatrehany Andriamanitra.+ Sela. Salamo 70:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aoka ho menatra sy hangaihay ireo mifofo ny aiko.+Aoka hiverin-dalana sy ho afa-baraka ireo faly amin’ny fahavoazako.+ Ohabolana 29:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Maro no mangataka hihaona amin’ny* mpitondra,+ fa i Jehovah kosa no mitsara ny olona.+
3 Fa misy olon-tsy fantatra mitsangana hamely ahy,Ary misy mpanjakazaka mifofo ny aiko.+Tsy mba ataon’izy ireo eo anatrehany Andriamanitra.+ Sela.
2 Aoka ho menatra sy hangaihay ireo mifofo ny aiko.+Aoka hiverin-dalana sy ho afa-baraka ireo faly amin’ny fahavoazako.+