Genesisy 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa nanao firaisana tamin’i Hagara i Abrama, dia bevohoka ravehivavy. Rehefa fantatr’i Hagara anefa fa bevohoka izy, dia nataony tsinontsinona ny tompovaviny.+
4 Koa nanao firaisana tamin’i Hagara i Abrama, dia bevohoka ravehivavy. Rehefa fantatr’i Hagara anefa fa bevohoka izy, dia nataony tsinontsinona ny tompovaviny.+