FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 22:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nanao izao tononkira+ izao ho an’i Jehovah i Davida, tamin’ny andro namonjen’i Jehovah azy teo am-pelatanan’ny fahavalony+ rehetra sy teo am-pelatanan’i Saoly.+

  • Salamo 18:0
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • Ho an’ny mpitarika. Nataon’i Davida, mpanompon’i Jehovah. Nataony ho an’i Jehovah izao tononkira izao, tamin’ny andro namonjen’i Jehovah azy teo am-pelatanan’ny fahavalony rehetra sy teo am-pelatanan’i Saoly.+ Hoy izy:

  • Salamo 18:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 I Jehovah no harambatoko sy fiarovana mafy ho ahy ary Mpanafaka ahy.+

      Andriamanitro no vatolampiko. Hialoka aminy aho,+

      Fa izy no ampingako sy tandroka famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako.+

  • Salamo 54:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Fa nanafaka ahy tamin’ny fahoriana rehetra izy,+

      Ary faly ny masoko nijery izay nanjo ny fahavaloko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara