Deoteronomia 23:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tokony hisy hazo maranitra any aminao, miaraka amin’ny fitaovanao hafa, ka rehefa hipetraka hininginingina eny ivelany ianao dia mihadia lavaka amin’ilay hazo, ary mitodiha ka totofy ny dikinao.*+ Mpitsara 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 ka tafavoaka.+ Ary tonga ireo mpanompon’i Eglona ka nijery, ary hitany fa nihidy lakile ny varavaran’ilay efitrano. Dia hoy ireo: “Angamba izy mbola mivoaka*+ ao amin’ilay efitrano anatiny mangatsiatsiaka.” 1 Mpanjaka 18:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary nony mitataovovonana, dia nanesoeso+ azy ireo i Elia hoe: “Miantsoa faran’izay mafy fa andriamanitra izy.+ Tsy maintsy misy manahirana azy any, na te hivoaka*+ izy ka lasa any an-kabine.+ Na matory angamba izy ka tokony hifoha!”+
13 Ary tokony hisy hazo maranitra any aminao, miaraka amin’ny fitaovanao hafa, ka rehefa hipetraka hininginingina eny ivelany ianao dia mihadia lavaka amin’ilay hazo, ary mitodiha ka totofy ny dikinao.*+
24 ka tafavoaka.+ Ary tonga ireo mpanompon’i Eglona ka nijery, ary hitany fa nihidy lakile ny varavaran’ilay efitrano. Dia hoy ireo: “Angamba izy mbola mivoaka*+ ao amin’ilay efitrano anatiny mangatsiatsiaka.”
27 Ary nony mitataovovonana, dia nanesoeso+ azy ireo i Elia hoe: “Miantsoa faran’izay mafy fa andriamanitra izy.+ Tsy maintsy misy manahirana azy any, na te hivoaka*+ izy ka lasa any an-kabine.+ Na matory angamba izy ka tokony hifoha!”+