Ohabolana 24:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Aza manao hoe: “Izay nataony tamiko no hataoko aminy.+ Hovaliako araka ny nataony avy ny tsirairay.”+ Matio 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Koa izay rehetra tianareo hataon’ny olona aminareo+ àry, dia mba ataovy aminy koa. Izany, raha ny marina, no tian’ny Lalàna sy ny Mpaminany hambara.+
29 Aza manao hoe: “Izay nataony tamiko no hataoko aminy.+ Hovaliako araka ny nataony avy ny tsirairay.”+
12 “Koa izay rehetra tianareo hataon’ny olona aminareo+ àry, dia mba ataovy aminy koa. Izany, raha ny marina, no tian’ny Lalàna sy ny Mpaminany hambara.+