1 Samoela 26:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary ankehitriny, aza avela ho latsaka amin’ny tany eo anatrehan’i Jehovah ny rako.+ Fa efa nivoaka hitady parasy iray ny mpanjakan’ny Israely,+ toy ny olona manenjika tsipoy eny an-tendrombohitra.”+
20 Ary ankehitriny, aza avela ho latsaka amin’ny tany eo anatrehan’i Jehovah ny rako.+ Fa efa nivoaka hitady parasy iray ny mpanjakan’ny Israely,+ toy ny olona manenjika tsipoy eny an-tendrombohitra.”+