FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 35:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Raiso an-tanana ny adiko eo amin’ny fitsarana Jehovah ô, ka tohero ny fahavaloko.+

      Miadia amin’ireo miady amiko.+

  • Salamo 43:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Tsarao aho,+ Andriamanitra ô!

      Raiso an-tanana ny adiko eo amin’ny fitsarana,+ izay ifanaovako amin’ny firenena mpivadika.

      Hanafaka ahy amin’ny olona mpamitaka sy tsy marina anie ianao.+

  • Salamo 119:154
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 154 Raiso an-tanana ny adiko eo amin’ny fitsarana, ka avoty aho.+

      Tsimbino ny aiko, araka ny efa nolazainao.+

  • Mika 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa satria efa nanota tamin’i Jehovah aho,+ dia hozakaiko ny fahatezerany mandra-pitsarany ahy sy hanomezany rariny ahy.+ Hoentiny ho eo amin’ny mazava aho, ka hijery ny fahamarinany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara