Matio 5:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Izaho kosa anefa milaza aminareo hoe: Tiavo foana ny fahavalonareo,+ ary mivavaha foana ho an’izay manenjika anareo,+ Romanina 12:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mamaly ratsy ny ratsy,+ na amin’iza na amin’iza. Manaova izay tsara eo imason’ny olona rehetra.
44 Izaho kosa anefa milaza aminareo hoe: Tiavo foana ny fahavalonareo,+ ary mivavaha foana ho an’izay manenjika anareo,+
17 Aza mamaly ratsy ny ratsy,+ na amin’iza na amin’iza. Manaova izay tsara eo imason’ny olona rehetra.