Nomery 20:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Koa fantatry ny vahoaka manontolo fa maty i Arona. Dia nitomany an’i Arona telopolo andro ny taranak’Israely manontolo.+ Deoteronomia 34:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nitomany an’i Mosesy telopolo andro+ ny zanak’Israely rehetra, teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba. Farany, dia tapitra ny andro nitomaniana sy nisaonana azy. Asan’ny Apostoly 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nisy lehilahy natahotra an’Andriamanitra anefa nitondra ny fatin’i Stefana ka nandevina+ azy sady nitomany mafy+ azy.
29 Koa fantatry ny vahoaka manontolo fa maty i Arona. Dia nitomany an’i Arona telopolo andro ny taranak’Israely manontolo.+
8 Ary nitomany an’i Mosesy telopolo andro+ ny zanak’Israely rehetra, teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba. Farany, dia tapitra ny andro nitomaniana sy nisaonana azy.
2 Nisy lehilahy natahotra an’Andriamanitra anefa nitondra ny fatin’i Stefana ka nandevina+ azy sady nitomany mafy+ azy.