FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 21:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nanorim-ponenana tany an-tany efitr’i Parana+ izy, ary nakan-dreniny vady avy any Ejipta.

  • Nomery 13:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Koa nandeha izy ireo ka tonga tany an-tany efitr’i Parana any Kadesy,+ teo amin’i Mosesy sy Arona ary ny vahoaka manontolo, dia ny zanak’Israely. Ary tonga nanao tatitra tamin’izy mirahalahy sy ny vahoaka manontolo ireo mpitsikilo, sady nampiseho azy ny vokatry ny tany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara