FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 8:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa rehefa mahazo izany rehetra izany ianao, dia tandremo koa sao hanao anakampo hoe: ‘Ny heriko sy ny tanjako manontolo no nahazoako izao harena izao.’+

  • Mpitsara 8:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa hoy ireo andrianan’i Sokota: “Efa eo am-pelatananao angaha i Zebaha sy Zalmona no omenay mofo ny miaramilanao?”+

  • 2 Korintianina 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary ilay manome voa betsaka ho an’ny mpamafy sy mofo betsaka hohanina,+ dia hanome sy hampitombo ny voa hafafinareo ary hampitombo ny vokatry ny fahamarinanareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara