1 Samoela 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nisy nilaza tamin’i Davida hoe: “Miady amin’i Keila+ ny Filistinina, sady robainy ny eny am-pamoloana.”+ Joba 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy ianao ve no niaro* azy+ sy ny tranony ary ny fananany rehetra? Notahinao ny asan’ny tanany,+ ka manenika ny tany ny biby fiompiny. Ohabolana 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Amin’ny mpanana dia toy ny tanàna voaro mafy ny harenany.+ Heveriny fa manda fiarovana izany.+
23 Ary nisy nilaza tamin’i Davida hoe: “Miady amin’i Keila+ ny Filistinina, sady robainy ny eny am-pamoloana.”+
10 Tsy ianao ve no niaro* azy+ sy ny tranony ary ny fananany rehetra? Notahinao ny asan’ny tanany,+ ka manenika ny tany ny biby fiompiny.