Genesisy 32:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia natolony ny mpanompony ny andiam-biby tsirairay, ka izao foana no nolazainy tamin’ireo mpanompony: “Miampità mialoha ahy, ary ataovy mifanelanelana ny andiam-biby.”+
16 Dia natolony ny mpanompony ny andiam-biby tsirairay, ka izao foana no nolazainy tamin’ireo mpanompony: “Miampità mialoha ahy, ary ataovy mifanelanelana ny andiam-biby.”+