FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 12:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ny olona adala no mampiseho avy hatrany ny fahasosorany,+ fa ny malina kosa mifehy tena mba tsy ho afa-baraka.+

  • Ohabolana 14:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hanao zavatra amin-kadalana ny olona mora tezitra,+ fa ny olona misaina kosa halan’ny olona.+

  • Ohabolana 26:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Aza mamaly ny tsisy saina araka ny hadalany, sao hitovy aminy koa ianao.+

  • Romanina 12:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Aza manaiky ho resin’ny ratsy, fa reseo foana amin’ny tsara ny ratsy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara