37 Dia niditra ravehivavy, ka niantoraka teo an-tongotr’i Elisa ary niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany.+ Avy eo dia noraisiny ny zanany ary lasa izy.+
3 Ary niteny teo anatrehan’ny mpanjaka indray i Estera, ka niankohoka teo an-tongony sady nitomany sy nitalaho+ famindram-po taminy, mba hanafoanana ny hasomparan’i+ Hamana Agagita sy ny teti-dratsiny+ hamelezana ny Jiosy.+