Salamo 41:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitry ny Israely,+Hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay!+Amena!* Amena!+ Salamo 72:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitry ny Israely,+Ilay hany manao asa mahatalanjona!+
13 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitry ny Israely,+Hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay!+Amena!* Amena!+
18 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitry ny Israely,+Ilay hany manao asa mahatalanjona!+