FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 141:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Raha mamely ahy ny olo-marina, dia raisiko ho hatsaram-panahy feno fitiavana izany.+

      Ary raha mananatra ahy izy, dia toy ny menaka ahosotra amin’ny loha izany+

      Ka tsy holavin’ny lohako.+

      Fa hivavaka ho azy mihitsy aza aho raha misy loza manjo azy.+

  • Ohabolana 9:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ampianaro ny hendry dia vao mainka ho hendry.+ Omeo fahalalana ny marina dia hitombo ny zavatra hainy.

  • Ohabolana 25:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ny olon-kendry izay manome anatra dia toy ny kavina volamena sy firavaka volamena tena tsara eo amin’ny sofin’ny olona mihaino anatra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara