FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 25:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Nahoana moa ny tompoko no hanao zavatra hahatonga azy henjehin’ny eritreriny, ka handatsa-dra tsy amin’antony+ sy hamaly faty?+ Hanao soa amin’ny tompoko tokoa i Jehovah, ka mba tsarovy+ ny mpanompovavinao.”

  • Salamo 56:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa novonjenao tsy ho faty aho.+

      Tsy ianao ve no niaro ny tongotro tsy ho tafintohina?+

      Mba handehanako eo anatrehan’Andriamanitra, amin’ny fahazavan’ny velona.+

  • Romanina 12:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara