Deoteronomia 28:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary hataon’i Jehovah lasa adala+ sy jamba+ ary very hevitra+ ianao. Salamo 102:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Toy ny ahitra nodanihin’ny hainandro ny foko ka malazo,+Fa hadinoko na dia ny mihinan-kanina aza.+ Salamo 143:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Rera-tsaina+ aho,Ary ngoly ny foko ato anatiko.+