Mpitsara 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa raha matahotra ny hidina ianao, dia ento midina miaraka aminao ho any an-toby i Pora mpanomponao.+ 1 Samoela 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy ilay mpitondra fiadiana: “Izay ao am-ponao no ataovy. Ary mandehana any amin’izay tianao, fa vonona hanaraka anao aho araka izay sitraky ny fonao.”+
10 Fa raha matahotra ny hidina ianao, dia ento midina miaraka aminao ho any an-toby i Pora mpanomponao.+
7 Dia hoy ilay mpitondra fiadiana: “Izay ao am-ponao no ataovy. Ary mandehana any amin’izay tianao, fa vonona hanaraka anao aho araka izay sitraky ny fonao.”+