1 Tantara 16:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ka nanao hoe: ‘Aza mikasika ny voahosotro,Ary aza manisy ratsy ny mpaminaniko.’+ Salamo 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fantatro tsara izao fa mamonjy ny voahosony tokoa i Jehovah.+Mamaly azy avy any amin’ny lanitra masina fonenany izy,+Ka manao asa famonjena lehibe amin’ny tanany ankavanana.+ Salamo 105:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ka nanao hoe: “Aza mikasika ny voahosotro,+Ary aza manisy ratsy ny mpaminaniko.”+ Lioka 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy hataon’Andriamanitra tokoa ve izay hampiharana ny rariny+ amin’ny olom-boafidiny izay mitaraina aminy andro aman’alina, na dia mahari-po+ amin’ireo aza izy?
6 Fantatro tsara izao fa mamonjy ny voahosony tokoa i Jehovah.+Mamaly azy avy any amin’ny lanitra masina fonenany izy,+Ka manao asa famonjena lehibe amin’ny tanany ankavanana.+
7 Tsy hataon’Andriamanitra tokoa ve izay hampiharana ny rariny+ amin’ny olom-boafidiny izay mitaraina aminy andro aman’alina, na dia mahari-po+ amin’ireo aza izy?