Deoteronomia 32:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+ 1 Samoela 24:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 I Jehovah anie hitsara ahy sy ianao!+ Ary aoka i Jehovah no hamaly+ anao noho ny amiko, fa ny tanako kosa tsy hikasika anao.+ 1 Samoela 25:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Rehefa afaka folo andro teo ho eo, dia nasian’i Jehovah+ izy ka maty. Salamo 94:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 94 Ry Jehovah Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô,+Ry Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô, mamirapirata!+ Salamo 94:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa hatsingeriny eo an-dohan’ireny ny ratsy nataony,+Ary ny haratsian’ireny ihany no handringanany azy.+Haringan’i Jehovah Andriamanitsika tokoa ireny.+ Romanina 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+ Joda 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa, rehefa nifamaly+ tamin’ny Devoly sy nifanditra taminy ny amin’ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy tamin’ny teny manevateva,+ fa nilaza kosa hoe: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”+
35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+
12 I Jehovah anie hitsara ahy sy ianao!+ Ary aoka i Jehovah no hamaly+ anao noho ny amiko, fa ny tanako kosa tsy hikasika anao.+
94 Ry Jehovah Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô,+Ry Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô, mamirapirata!+
23 Koa hatsingeriny eo an-dohan’ireny ny ratsy nataony,+Ary ny haratsian’ireny ihany no handringanany azy.+Haringan’i Jehovah Andriamanitsika tokoa ireny.+
19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+
9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa, rehefa nifamaly+ tamin’ny Devoly sy nifanditra taminy ny amin’ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy tamin’ny teny manevateva,+ fa nilaza kosa hoe: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”+