Levitikosy 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Aza mamaly faty+ na manao an-dolompo amin’ny zanaky ny firenenao.+ Ary tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.+ Izaho no Jehovah. Ohabolana 24:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Aza manao hoe: “Izay nataony tamiko no hataoko aminy.+ Hovaliako araka ny nataony avy ny tsirairay.”+ Romanina 12:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mamaly ratsy ny ratsy,+ na amin’iza na amin’iza. Manaova izay tsara eo imason’ny olona rehetra.
18 “‘Aza mamaly faty+ na manao an-dolompo amin’ny zanaky ny firenenao.+ Ary tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.+ Izaho no Jehovah.
29 Aza manao hoe: “Izay nataony tamiko no hataoko aminy.+ Hovaliako araka ny nataony avy ny tsirairay.”+
17 Aza mamaly ratsy ny ratsy,+ na amin’iza na amin’iza. Manaova izay tsara eo imason’ny olona rehetra.