FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 2:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa nataon’i Jehovah Andriamanitra renoky ny torimaso lalina+ ralehilahy, ary raha mbola natory izy, dia nalain’Andriamanitra ny taolan-tehezany iray. Ary nakatony ny nofo teo amin’ilay nisy azy.

  • Genesisy 15:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nony afaka kelikely, dia nadiva hilentika ny masoandro, ary renoky ny torimaso lalina i Abrama.+ Ary nisy haizim-be nampahatahotra nandrakotra azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara