Salamo 35:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa namandrika ahy tsy amin’antony izy ireo, ka lavaka misy harato no namandrihany ahy.+Eny, nihady lavaka izy mba hamonoana ahy tsy amin’antony.+ Salamo 69:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Maro noho ny volon-dohako ireo mankahala ahy tsy amin’antony.+Be dia be no mitady hampangina ahy, ka mitsangan-ko fahavaloko tsy amin’antony.+Voatery nanolo zavatra tsy nangalariko aho.
7 Fa namandrika ahy tsy amin’antony izy ireo, ka lavaka misy harato no namandrihany ahy.+Eny, nihady lavaka izy mba hamonoana ahy tsy amin’antony.+
4 Maro noho ny volon-dohako ireo mankahala ahy tsy amin’antony.+Be dia be no mitady hampangina ahy, ka mitsangan-ko fahavaloko tsy amin’antony.+Voatery nanolo zavatra tsy nangalariko aho.