FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 8:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra any! Koa manaova zavatra ary tsarao ny mpanomponao, ka ambarao ho ratsy fanahy izay ratsy fanahy, ary atsingereno eo an-dohany ny nataony.+ Ambarao ho marina kosa izay marina+ ka valio araka ny fahamarinany izy.+

  • Salamo 7:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Hamoaka didim-pitsarana hampiharina amin’ireo firenena i Jehovah.+

      Jehovah ô, tsarao aho araka ny fahamarinako+

      Sy ny tsy fivadihako+ aminao.

  • Salamo 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Mamaly soa ahy araka ny fahamarinako i Jehovah,+

      Ary mamaly ahy araka ny fahadiovan’ny tanako.+

  • Salamo 28:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Valio araka ny asany ireny,+

      Eny, araka ny ratsy fanaony.+

      Valio araka ny asan’ny tanany ireny.+

      Ataovy mitsingerina aminy ihany ny ataony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara