1 Samoela 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nanjairan-dreniny akanjo kely tsy misy tanany koa izy isan-taona. Ary nitondra izany tany amin’i Samoela ny reniny, rehefa niara-niakatra tamin’ny vadiny mba hanolotra ny sorona fanao isan-taona.+
19 Nanjairan-dreniny akanjo kely tsy misy tanany koa izy isan-taona. Ary nitondra izany tany amin’i Samoela ny reniny, rehefa niara-niakatra tamin’ny vadiny mba hanolotra ny sorona fanao isan-taona.+