Genesisy 25:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary ny zanany dia nonina tany amin’ny faritra rehetra hatrany Havila+ teny akaikin’i Sora,+ tandrifin’i Ejipta, ka hatrany Asyria. Tandrifin’ny rahalahiny rehetra no nitoerany.+ Eksodosy 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Taorian’izay, dia nasain’i Mosesy niala teo amin’ny Ranomasina Mena ny Israely ka nivoaka nankany an-tany efitr’i Sora.+ Ary nandeha telo andro tany an-tany efitra izy ireo, kanefa tsy nahita rano.+
18 Ary ny zanany dia nonina tany amin’ny faritra rehetra hatrany Havila+ teny akaikin’i Sora,+ tandrifin’i Ejipta, ka hatrany Asyria. Tandrifin’ny rahalahiny rehetra no nitoerany.+
22 Taorian’izay, dia nasain’i Mosesy niala teo amin’ny Ranomasina Mena ny Israely ka nivoaka nankany an-tany efitr’i Sora.+ Ary nandeha telo andro tany an-tany efitra izy ireo, kanefa tsy nahita rano.+