1 Samoela 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa hoy izy: “Niala tamin’ny Israely ho any an-tsesitany ny voninahitra,+ fa lasa babo ny Vata masin’Andriamanitra.”+ Salamo 78:61 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 61 Navelany hoentina ho babo ilay mariky ny heriny,+Ary navelany ho lasan’ny fahavalo ilay mariky ny hatsaran-tarehiny.+
22 Koa hoy izy: “Niala tamin’ny Israely ho any an-tsesitany ny voninahitra,+ fa lasa babo ny Vata masin’Andriamanitra.”+
61 Navelany hoentina ho babo ilay mariky ny heriny,+Ary navelany ho lasan’ny fahavalo ilay mariky ny hatsaran-tarehiny.+