1 Samoela 27:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Herintaona sy efa-bolana no andro nipetrahan’i Davida tany ambanivohitry ny Filistinina.+